Rechercher
Site
PublicitéTsy hita veroka hatramin'izao ny ho avin'ny fanatanjahan-tena Malagasy. Tsy mbola voapetraka izay olona hisahana azy io eto amintsika na dia efa tapa-bolana aza no nahatona tamin'ny toerany ny minisitra nisahana azy io teo aloha. Tsy miandry izany anefa...