Rechercher
Site
PublicitéOlona 25 no nahazo fitsaboana teny anivon'ny hopitaly-be Antsirabe taorian'ny fihinanana sakafo nisy poizina nandritra n'ny lanonam-pianakaviana natao ny sabotsy teo tao Androvakely Antsirabe. Rehefa vita ny fety dia nandoa sy nivalana ary narary an-doha...