Rechercher
Site
PublicitéOmaly no nentina tany amin'ny fampanoavana tany Anosy ilay vazaha nahafaty olona tany Tsarasaotra-Ambositra, noho ny lozam-pifamoivoizana nitranga, ny 7 may lasa teo, tamin'ny 10 ora maraina tany ho any. Tsiahivina fa fiara 4x4 no nentin'ity vahiny ity....