Rechercher
Site
PublicitéManomeza kely. Isan'ny teny fanarabiana ataon'ny ankolafin'olona eto amin tsika io rehefa te-hangataka amin'olona iray hafa. Nanomboka tamin'ny naha-may ny rovan'i Manjakamiadana no nandrenesana io teny iray io. Ny datin'ny 13 may ho avy izao no fantatra...