Rechercher
Site
PublicitéNanao fihetsiketsehana ny mpianatra tany any amin'ny Oniversiten'i Barikadimy-Toamasina, afak'omaly alina. Vokatry ny delestazy no nahatonga ireo mpianatra nitroatra. Araka ny vaovao azonay avy an-toerana mantsy dia maty tanteraka ny jiro tao anatin'ny...