Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Presse Malgache au format RSS

Presse RSS

Jiolahy nirongo kalach Lasa ny 4X4 sy ny volaben’ireo sinoa

Jiolahy nirongo kalach Lasa ny 4X4 sy ny volaben’ilay sinoa Fandrobana sy fanafihan-jiolahy 2 samy hafa kanefa mitovitovy ireto nitranga afakomaly ireto. Tetsy Andrefan’Ambohijanahary, sinoa 3 lahy no lasibatra, very volabe sy namoy ny fiarany 4X4. Tahaka izay ihany koa ny nitranga teny Anosiavaratra. Voatonontonona indray ny ekipan’i Dorika. Tao anatin’ny minitra vitsy monja, araka ny fantatra, no nanafihan’ny jiolahy ireto sinoa telo lahy, tetsy Andrefan’Ambohijanahary, afakomaly,...


- Presse : Taratra - Visité 23 fois AddThis Social Bookmark Button







Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -