Rechercher
Site
PublicitéNijanona teo amoron-dalana ilay fiara 4x4. Raha iny nitondra ny zanany nivoaka ilay ramatoa no nohararaotin’ireo jiolahy 3 nirongo basy notafihana. Teny Soanierana no nitrangan’izany ny alahady tokony ho tamin’ny 7 ora alina teo. Ny iray nanambana basy ny mpamily, ny faharoa nandrangaranga antsy ilay ramatoa sy ny zanany kely, ary ny farany naka ny entana tao anaty fiara. Vola 140.000 Ar sy finday roa no lasa, an’ilay ramatoa niampy ny an’ny mpamily 50.000 Ar. Tao anatin’ny minitra vitsy monja...