Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Presse Malgache au format RSS

Presse RSS

Fibatana fonjamby – Afrika Kihon-dalana ho an’i Dago

Mipetraka ho baraingo aloha hatreto ny fandraisantsika anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja fibatana fonjamby hatao atsy Afrika Atsimo ny 10 – 17 mey izao. Araka ny vaovao voaangona, nanana fikasana ny handefa atleta 7 tamin’io hetsika fisokajiana ireo mpikatroka aty Afrika hiatrika ny Lalao Olympika any Beijing, Sina, io ny federasiona malagasin’ny fibatana fonjamby (Fmhmc) tamin’ny alalan’ny fangatahana napetraka teny anivon’ny minisiteran’ny fanatanjahantena....


- Presse : Taratra - Visité 8 fois AddThis Social Bookmark Button







Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -