Rechercher
Site
PublicitéFananan-tany - Sata vaovao Sata vaovao indray no mifehy ny fananan-tany eto amintsika. Ny tanim-panjakana (tsena, lalana...) sy ny tanim-panjakana manokana (misy trano na biraom-panjakana). Eo koa ny tanin'olon-tsotra tsy vita titra (tanim-panjakana teo aloha nohajariana ka hakana kara-tany), ny tanin'olon-tsotra misy titra ary ny tany manana sata manokana. Manampy ireo ny valan- javaboahary, ny faritra ho an'ny fampiasam-bola ara-toekarena sy ara-pizahantany, sns. Banky Iraisam-pirenena...