Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Presse Malgache au format RSS

Presse RSS

Fivarotan-kazo Mitobaka ny hazoala tsy ara-dalàna

         Sarotra no ahitana hazoala teny an-tsena tato anatin'ny volana maromaro. Ankehitriny, mitobaka tampoka izy ireny ary tsikaritra fa maro no tsy ara-dalàna. Ankoatra ny avy any Moramanga, maro no avy any Anjozorobe...  Misy ny mpitrandrak'ala tsy ara-dalàna ! Raha nidina teny an-tsena izahay, hita fa mihamaro ny hazoala (varongy, vintanina, meranala, famelona, tavolo, ramy,...). Amin'ny alalan'ny tolo-bidy no ahazoana mitrandrak'ala araka ny lalàna vaovao. Misy mazava ny marika ahafantarana...


- Presse : Taratra - Visité 8 fois AddThis Social Bookmark Button







Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -