Rechercher
Site
PublicitéRehefa nisy fihemorana indroa miantoana, fantatra ankehitriny fa hotanterahina ny asabotsy 10 mey ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja tae-kwon-do. Fifaninanana natokana ho an’ny sokajy «Junior» sy «Sénior» lahy sy vavy. Araka ny fandaminana, ny kianja mitafon’i Mahamasina no handray izany amin’ity fa tsy ny kianja mitafon’Ankorondrano arak’izay voalahatra teo aloha. Ity fifaninanana ity no andrasana dia hiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena ho...