Rechercher
Site
PublicitéMiankina amin地y tetikasan段reo Ong na fikambanana ny ankamaroan地y famatsiana fitaovam-pambolena eto Madagasikara. Tsy mahatakatra raha mandeha irery ny tantsaha. Izany dia noho ny halafon地y vy. Mihalafo hatrany ny vy, akora voalohany ilaina amin地y fanamboarana fitaovam-pamokarana eny ambanivohitra. Hatramin地y voalohan地y taona 2008, nisondrotra 30 % farafahakeliny ny vidim-by eto amintsika. Mbola azo leferina ny vidin段reo akora hafa fa ny vy no anisan地y sakana lehibe amin地y...