Rechercher
Site
PublicitéLiza, 23 taona niarahana nihira tamin-dRomule. Seta, 17 taona nitendrena ny gitara beson’ny Kintana Telo. Nandritra ny tafa nifanaovana tamin’izy ireo no nanambarany fa mpanelanelana, tsotra, mahitsy, hentitra kanefa tia vazivazy, tsy tia sehoseho, tsy manao lolom-po i Romule. Tao anatin’ny Kintana Telo, mpanelanelana izy rehefa eny an-tsehatra satria raha somary mihetsika ilay hira, mandihy i Romule. Raha mangingina ny fiakarana an-tsehatra, mody mianjera i Romule mba hanairana ny mpijery. Toy...