Rechercher
Site
PublicitéIjerena ny zava-bita sy ny tsy vita ny loabary an-dasy momba ny Madagasikara am-perinasa (Map) eny Iavoloha. Anisan'ny maika ankehitriny ny famoronana asa sy ny fambolem-bary... Ny famoronana asa, ny fambolem-bary, ny angovo sy ny fotodrafitrasa, ny fitsinjaram-pahefana, ny fahombiazana sy ny fanafainganana ary ny tsy fihenjanana loatra amin'ny fombafomba amin'ny fiaraha-miasa. Ireo no heverin'ny Filoha Ravalomanana fa maika ankehitriny, tolo-keviny tamin'ny fanombohana ny loabary an-dasy...