Rechercher
Site
PublicitéFoana ny « droit de timbre » Tsy misy intsony ny fandoavana «droit de timbre» amina faktiora rehetra (Telma, Jirama….) taorian’ny 23 jolay. Mbola misy orinasa maromaro mitaky an’io «droit de timbre» io amin’izao fotoana izao satria hoe efa nahavita ny faktiora talohan’ny 23 jolay. Ny vola niditra tamin’ny vola jolay tokony hirotsaka amin’ny kitapom-bolam-panjakana daholo. Ny alaina amin’ireo pasipaoro amin’ireo vahiny mandalo eto an-toerana, arakaraka ny fotoana hijanonany, sy alaina...