Rechercher
Site
PublicitéIlakaka, Sakaraha, Toliara… Nandefasana « Force spéciale » 150 lahy Nirotsaka any amin’ny faritra atsimo indray ny «Forces spéciales”, hery manokana, ahitana ny polisy, tafika ary zandary manam-pahaizana manokana amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy. Mazava ny iraka : hanapotika ny asan-dahalo, ny rongony... ary fiarovana ny Rn7 ! Nanainga ny alakamisy teo, teto an-drenivohitra ny «Hery manokana» 150 mahery, nalefa any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Any Ilakaka, Sakaraha, Fianarantsoa,...