RESY AHO
Resy isika, resin?ny fiainana be hetraketraka
Ka nisara-toerana
Dia indro antso lavitra hira malefaka
No nanonerana
Ny akon?ny fo mitempo fitia
Efa nitia ary mbola ho doria
Resy aho, resin? angola, nandalo niserana
Ka indro nandavaka
Hady mangitsoka lasa elanelana
Tsy nahay nanavaka
Fitiavana iray nitondra ny mafy
Efa nandalo ny mangirifiry
Fitiavana iray nanony , nanafy
Raha mbola eto antany tsy fahita firy
Resy aho , resin?ny haninairay tsy mangina
Toa hitan?ny masoko fa mangatsiaka
Ilay fandrianan-tsika
Toa hitan?ny masoko mitsiry aoriana
Ireo volo fikoloko
Ny omaly tontoloko
Raha tsy hianao, angamba dia goana
Ny lala-niarahana tsy nifandao
Izaho sy hianao
Ireo tebiteby , ireny niara-nangovitra
Tsy foiko ho rovitra
Fa ankehitriny tsy hiondrika ho resy
Fa ho olo-mitraka
Ny ady rehetra na dia hifanesy
Tsy hahazo laka
Ataoko fiadiana ireo hafatrao izay nanorotoro
Fa ny olo-mijoro
No tena fanilon?ny herim-pitiavana
Ka ny aizina ho lasa , miha-maintso mavana
assvoand 06/08/03
par assvoand
Poeme
LU 3375 fois
Le mardi 30 novembre 1999
Poster un commentaire.
Nous publions :
Affiner les rubriques
Widget Twitter
RT @GreengrantsFund: Tropical storm #Hubert devastates #Madagascar. See photos there: http://ow.ly/1ibEM @malagasytwit
RT @babyalone: Tropical storm Hubert: 14 dead, 2 missing and 37,891 affected http://bit.ly/cSQ9Fy #Madagascar
Maladies hydriques:11 morts "13 btes de médicaments de l?UNICEF acheminés à pied, arriveront dans 5 jrs" http://bit.ly/bhXc9b #Madagascar

..... le 30-11-99 00:00 a ecrit :
..... le 30-11-99 00:00 a ecrit :
andry le 30-11-99 00:00 a ecrit :
grida le 30-11-99 00:00 a ecrit :
?????? le 30-11-99 00:00 a ecrit :
andry le 30-11-99 00:00 a ecrit :
% le 30-11-99 00:00 a ecrit :
aoka hazava le 30-11-99 00:00 a ecrit :
grida le 30-11-99 00:00 a ecrit :
narindra le 30-11-99 00:00 a ecrit :