Tout Madagascar en un clic

Karatra Telma famahanana aterineto-telefaonina-finday eto Madagasikara

Afaka mifaly isika malagasy fa dia voalohany tokoa ny firenena amin'ny fanomezana safidy ho an'ireo  mpampiasa ny finday ao amin'ny Telma. Karatra azo fahanana amin'ny telefaonina an-trano na finday na aterineto no mampiavaka azy. Ny fiaraha-miasan'ny injeniera malagasy ao amin'ny Telma sy ny orinasa iraisam-pirenena Ericsson no nahatontosàna izany zava-dehibe sady sarotra izany. Azo lazaina fa dia manan-tsafidy tokoa ny mpividy karatra famahanana satria manomboka 2000 Ariary no mora indrindra ary 100 000 Ariary no lafo indrindra.

Azo antenaina tokoa ve fa hampitombo ny fampiasana ny aterineto ity zava-baovao ity, sa mbola mila fotoana ny finiavana ny hitsidika ny tranokala, na dia finday aza dia ahafahana manao izany fa tsy ny ordinatera fotsiny intsony ?

Ny finday rehetra azo itsidihana tranokala dia azo ampiasaina, ho an'ireo manana itony atao hoe "smartphone" itony dia mety haingana kokoa sady ho mora kokoa ny fampiasa azy satria ireo smartphone dia novokarina manokana mba hampiasana izany.


par Madatsara
Malagasy, Economie, Accueil
LU 199 fois
Le vendredi 5 février 2010

<- retour vers Articles

0

Poster un commentaire.

* Champs obligatoires




Image CAPTCHA pour prévenir l'utilisation abusive
Si vous ne pouvez lire toutes les lettres ou chiffres, cliquez ici.
*

Envoyer

Nous publions :

  • Vos articles : envoyez ici, ou par mail si votre article est déjà mis en forme et/ou avec des photos.
  • Vos photos par mail
  • Vos évènements par mail.

Widget Twitter

Une manifestation au lendemain des sanctions...si ca ce n'est pas une diversion ! #madagascar


RT @nenitia: Rajoelina sanctionné par l'UA Madagascar, Politique : Jeuneafrique.com: http://bit.ly/bv1ytW via @addthis


RT @Mwistar: AU imposes sanctions on 109 people in #Madagascar http://bit.ly/amYvsE


RT @lrakoto: CGM Delmas affirme sur leur site que PM et ministres a #Madagascar ont approuve le transport des bois http://bit.ly/bk0Rt2 #f


 
Madatsara - Tout Madagascar en un clic