Aller au contenu

FIMPIMA Frantsa - Fanasana lanonana famoahana mpianatra mpikabary TELONOHOREFY


Parisy 12 may 2011

FANASANA LANONANA FAMOAHANA
MPIANATRA  MPIKABARY

Miarahaba anao Tompoko,

Fifaliana sy voninahitra lehibe ho anay FI.MPI.MA. Sampana Frantsa, ny manasa anao hanatrika ny lanonana famoahana ireo mpianatra mpikabary, andiany TELONOHOREFY,  nivoaka teto Frantsa tamin'ity taona 2011 ity.

Hisy seho an-kabary hataon'ireo mpianatra vao nivoaka andiany TELONOHOREFY.
Ny fotoana dia ny asabotsy 21 may 2011 amin'ny telo ora tolakandro (15 heures).
Ny toerana dia ao amin'ny Foyer Universitaire Malgache 1, avenue Léon Eyrolles 94 230 CACHAN.

Mankasitraka sahady amin'ny fahatongavanao.

Mirary soa lalandava.

Ny Filohan'ny FI.MPI.MA. Sampana Frantsa
RAMANDRAIVONONA Dera

Tsy misy vidim-pidirana

Hisy fivarotana boky sy DVD ary CD fampianarana kabary

 



< Article précédent

Article suivant >

« Retour

blog comments powered by Disqus
Haut de la page